4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy hiala aminao - Koike

        Tsy mendrika ny ho zanakao aho Ray ô ô !

         Noho ny otako izay vitako

         Fa ny tananao no nitsotra ho ahy

        Ka manainga ahy ny ho eo an-tsandrinao.



        Tsy mendrika ny ho zanakao aho Ray ô !

          Noho ny otako izay vitako

         Fa ny tananao no nitsotra ho ahy

         Ka manainga ahy ny ho eo an-tsandrinao.

Refrain :

          Jesosy o ! inty aho e ! (inty aho Ray o ! o !)

          Jesosy o ! iraho aho e ! (iraho aho Ray o ! o !)

lahy:  Na fandri / ka mahery izay hisedra ahy ety

vavy:  Na fandrika mahery no hisedra ahy ety

          Tsy hiala aminao fa Jeso be fitia



    Tsy mendrika ny ho zanakao aho Ray ô ô !

     F’ataovy ho isan’ny mpanomponao

    F’efa nivily sy nania taminao

    Ka mifona aho, koa amindrao fo.



Refrain :

   Jesosy o ! inty aho e ! (inty aho Ray o ! o !)

   Jesosy o ! iraho aho e ! (iraho aho Ray o ! o !)

   Na fandri / ka mahery izay hisedra ahy ety

   Na fandrika mahery no hisedra ahy ety

    Tsy hiala aminao fa Jeso be fitia

    Jesosy o ! inty aho e ! (inty aho Ray o ! o !)

   Jesosy o ! iraho aho e ! (iraho aho Ray o ! o !)

   Na fandri / ka mahery izay hisedra ahy ety

   Na fandrika mahery no hisedra ahy ety

   Tsy hiala aminao fa Jeso be fitia



    Ambarako sy ho avaoziko  anio

    Ny fanompoko anao indray

    Neniko ny taloha, ka tsy hiverenako

   Ireo lalan-diso izay nizorako



    Jesosy o ! inty aho e ! (inty aho Ray o ! o !)

    Jesosy o ! iraho aho e ! (iraho aho Ray o ! o !)

    Na fandri / ka mahery izay hisedra ahy ety

    Na fandrika mahery no hisedra ahy ety

    Tsy hiala aminao fa Jeso be fitia  

    Na fandri / ka mahery izay hisedra ahy ety

    Na fandrika mahery no hisedra ahy ety

   Tsy hiala aminao fa Jeso be fitia (o o o)

    Tsy hiala aminao fa Jeso be fitia (o o o)

   Tsy hiala aminao fa Jeso be fitia (o o o)


Partager tsy hiala aminao

Commenter tsy hiala aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Koike