4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tefeo ny - KARMELA

Tefeo ny foko  no Anao

Ka ho zava-drehetra amiko Ianao

Diniho lalina aho

Ny foko ho tonga fonenanao



     Ho fonenanao (2)

     Izay rehetra atao

     Hanome lalana Anao ato am-poko

     Ho fitoeranao arak’izay irinao

Partager tefeo ny

Commenter tefeo ny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe KARMELA