4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Iray isika - KARMELA

Hifampitantana hiara-dalana

Samy zanak'Andriamanitra

Samy ho any an-danitra

Ianao namako, izaho namanao

Iray fo sy hifanaraka

Ary tsy mba hisaraka



Na samy hafa isika

Samy hafa fihaviana

Dia iray ihany ao Aminy

Satria samt ankohonany

Partager iray isika

Commenter iray isika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe KARMELA