4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Kristy velona - Antsan'i Fenomanana









1- Endrey ny fitiavanao

Nasehonao niharihary e!

Nomenao ho sorom-pamonjena

Ny Zanakao tokana

Ka ny fasana aza

Efa noreseny

Satria efa voasoratra fa :





REF: “Aleloia, Aleloia

Nahoana no aty amin’ny maty

No hitadiavana ny velona

Efa nitsangan-ko velona Izy,

Koa mifalia, miravoa.“





2- Tsy orim-piadanam-po

Izay mifefy Aminao e!

Nomenao ho sorom-pitiavana

Ny Zanakao tokana

Mba tsy ho very

Izay mino Anao

Satria efa voalahatra fa :





Volume 2 « NY FIANGONANA NO FIOMBONANA »

Partager kristy velona

Commenter kristy velona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsan'i Fenomanana