4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ka magnety anaha - Mamy Brunette

ref: ka magnety anaha,gny manan-draha atahora

       ka magnety anaha ,gny manan'olo miaro o

       fa ka magnety anaha,gny manan-draha atahora

       ka magnety anaha,gny manam-bady miaro



fomban'olo gne miarahaba

mifagnotsafa ro fa ka mizahazana anao e

sa miseho anao io fa tsara

ndre bemaso iaho ,tsy lany anjara



ref



elehilahy e,ka teratera

tsy miasa amin'ahy ro , ny mana-sakeza

ka mba taroboina ndre misy vola

mana-tognotogno ity fa tsy mola



ref



Iaolateo da tsy digniny rafivavy e

lehilahy itambarana,iaho ro tsy mitady e

midoboha tsara avao iaban'iraha

madehan'agny aro,ndre iaho tsy mizaha ,esitry



ref



Auteur compositeur interprète

Mamy Brunette (Andriatsahavojaona)

Partager ka magnety anaha

Commenter ka magnety anaha

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mamy Brunette