4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira K\' aza malahelo - Dedesse

Mifalia ! hoy izaho hoe : Mifalia ao amin’ny Tompo

Mba ho tanteraka ny fifalianao

Misaoma matoélahy eh !



1. K’aza malahelo

Zaho ndré lavitra arô

Ndré taono aroé ndré telo

Fa mbola himpody avy eo



Refrain : Kaza atao adala zaho

Tsy ankeloko, tsy antsitra-po

Fa misy antony eh

Ny nadihanako aty



2.Ity hirako ity

Mba hifakatsiarovantsika

Mandrapahaviako aty

Izy no herintsika



Refrain : Kaza atao adala zaho

Tsy ankeloko, tsy antsitra-po

Fa misy antony eh

Ny nadihanako aty



3. K’aza malahelo (havako ôh ! yeah yeah)

Zaho ndrè lavitr’arô (ohô)

Sambia ho ela velogno

Mba hiravoagna avy eô



Hiravoagna avy eô (bis)

K’aza malahelo

Hiravoagna avy eô (bis)



Miravoravoa am’Jehovah

Homeny anao izay irin’ny fonao

Ny fiaignana hanjary fety



K’aza malahelo ôho

K’aza mitomagny, malahelo !



Mifalia mifalia havako aby, mifalia

Fa mandalo ny am’donia

K’aza malahelo



Mifalia mifalia havako aby, mifalia

Fa mandalo ny am’donia

Fafao ny alahelo fafao ny ranomaso

Mbola ho avy ny tsara ka andraso

K’aza malahelo

Fa ho avy ny tsara (anh -anhan)



K’aza k’aza malahelo arô oh !

K’aza k’aza malahelo havako oh !

Oh o, k’aza malahelo ô



Bezara Ernest, dit Dédesse






Partager k\' aza malahelo

Commenter k\' aza malahelo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dedesse