4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny akany - JEAN NICO

N’aiza n’aiza misy ahy

Ny foko anie dia mahatsiahy

Raha vao misy endrin-tany

Ahatsiarovako ny akany



Lohasaha sy havoana

Tamboho sy saha mifanoloana

Renirano mikoriana

Hatsiarovako olon-tiana

              Fiv. : Lohasaha sy havoana

                        Tamboho sy saha mifanoloana

                        Renirano mikoriana

                        Hahatsiarovako olon-tiana



Ry ambanivohitray

Misy any andro iray

Hahazoanay mody

Fa ny mody fanafody

Lohasah sy havoana..........

Partager ny akany

Commenter ny akany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe JEAN NICO