4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Just love - Nical's

Hanoratra ho anao anie
Lasalasa aminao ny saina
Ka mety mba ho tsapanao izao
Alahelo mafy anie no atoko
Am-poko tsy voalaza raha tiny any
Re mba tia, ilay safidiko yeah!! Youh ouh yo ou!
Io tsikinao io ilaiko mba ho feno
Fitiavana sy fanekena anie
Dia le teny anjaranao no miheno
Fa lapa be ity natokako ho anao anie! Ou o o o!!
Raha ianao dia mahatokisa fa tsy ho very
Ho tantanako ihany ianao ho an’ny mampiery
Aza adino fa ianao dia tsy irery
Ito aho ka miantso anao
Fiantsoko anao ihany
Hiram-pitia koa
Dia sisa reriko ianao ianao ianao ianao ianao ianao ianao
Zaraiko fandresena ianao
Ampy eo imasonao io
Ny foko love love love love love love I love love love love

Lasa io ka nifaly efa fotoana
Anaranao izay tsy maty ao andoha ou ou!!
De ny mamy fanaon-tsika roa ou
Naveriko tao ihany koa ou
Ilay anjely kely io mba hijery
Hijery le lalanao am-peno
F’efa toran’ny olana
Masoandro solon’orana
Mitetitetika ny habakabaken’ny tsika
Tanterahan’ireo nofon-tsika
Kintana io efa mitazatazanan-tsita
Hanome hafanana ray toa mangatsika
Mahatokisa ianao zao wa
Entiko mafy ianao hamerina e
Aza taitra ianao ou o ou o
Rontsorotsiko ianao ou yeah
Fiantsoko anao ihany
Hiram-pitia koa
Dia sisa reriko ianao ianao ianao ianao ianao ianao ianao
Zaraiko fandresena ianao
Ampy eo imasonao io
Ny foko love love love love love love I love love love love

Ny anto-mpisiako e!
Ianao ilay faniriako ô!
Voninkazo iny eyeah
Tany karankaina anie
Ny anto-mpisiako e!
Ianao ilay faniriako ô!
Voninkazo iny e yeah
Tany karankaina anie
Fiantsoko anao ihany
Hiram-pitia koa
Dia sisa reriko ianao ianao ianao ianao ianao ianao ianao
Zaraiko fandresena ianao
Ampy eo imasonao io
Ny foko love love love love love I love love love love

#Loulou_Rak

Partager just love

Commenter just love

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nical's