4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Je m'excuse - Agrad As skin OGH

AGRAD
misy miala lets gol ny eo am petite vitesse
mivarotra taimbava fa oe hividy piece
de aza miaraka amko rehefa ikoty sipa
fa sao ah lets tsy ahita mangirana
zah tsy de bogosy fa ny frapko ny makira
jerew za vao mitsek de maaz biz am takolaka
fiz vao mahita anah jerw fa taw manopa pilaka
espèce rare ono lah, ts ahita isan'andro
fa avatar no apanaovina akanjo
de zao, elah atsoik oe justin bieber
ay diso kely ah, hay moa ty kay just in be beurk ah
mitady vady elah midira @ liste d'ami-ko
mila ady???? Rap ny ah no tatamiako
fantatro fa ho faty elah am 21 décembre
de @zay ny vadinlah vao mba entiko hiditra chambre
ts zah, fa ny hasasoratro ny romantique
de ozo ny mpisotro toaka AGRAD fa tsy rome no tiko

ton ny bavoir raha mora am rarakivy
raha manevateva zay
je m'excuse
ialako tsiny raha mamely a!
fa vadinlah zay mamela ah!

ton ny bavoir raha mora am rarakivy
raha manevateva zay
de je m'excuse
ialako tsiny raha mamely a!
fa vadinlah zay mamela ah!

AS SKIN
kayk ek tsy mila oe anadisa bebah
ra toa elah te ho any a-paradisa mibebah
fa ty ny fantsy tena izy
tsy otrany charmena
tsika charmena
de alw lah tsy charmena sw de tonga eo ndray ny ankizinlah oe za ba omeo num raha tsy izan charmena
ty faritra mena isan'andro couvre feu
ny bavinlah mahita anah tsy mikombona fe
de io fa koboko eto io fa hanofy anah raalna
de iangavy atanandro oe za anofa anw ray alna
de tsy aiko, ça fait za zaraina roa
fa ry zareo efa ela no niangavy za zaraina roa
ASKIn AgrAd OGh
minaka rapide ty otrany vih
ny aty mizara fotsiny je m'exive
ra to diso ra toa diso maranitra de je m'excuse
je m'excuse

ton ny bavoir raha mora am rarakivy
raha manevateva zay
je m'excuse
ialako tsiny raha mamely a!
fa vadinlah zay mamela ah!

ton ny bavoir raha mora am rarakivy
raha manevateva zay
de je m'excuse
ialako tsiny raha mamely a!
fa vadinlah zay mamela a!

OGH
tsy manana tenenina aza aty no misarangotra
rapko oa ataorana manaitra an'ny be antitra
be ny diso lalana mahita an'i jakoba
rapko debitao ve nenlah mapdekoba
taimbava nenlah de aty lu mtest
ts te ahita zay fa mijery elah fa sepotra
tsy maay mirap elah avy aty atoroko
avw elah miteny f'awkaloa fa mbola toroko
maika elah ny hitsara, aleo ah loa hiteny
mba mahalala fomba sw elah voa opa reny
ty manandrakandra fa tsy ampy calories
mitomany pargo nefa mibab partie
ekeko any andamosina fa ganagana mody
safaosafao ny lalana fa sw de vaky atody
ra film ny rapko ataoran'ny ankizy
maheno anah mitsatsa elah mtady ho rarakivy

Partager je m'excuse

Commenter je m'excuse

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Agrad As skin OGH