4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Jaona 3 :16 - RENG'AHY

FA TOY IZAO NO NITIAVANY
IZAO TONTOLO IZAO
NOMENY NY ZANANY LAHITOKANA
MBA TSY HO VERY IZAY REHETRA MINO AZY
FA HANANA, ILAY FIAINANA



MIARETA, MITOMOERA TSARA IANREO
AMIN’NY FINOANA
FA TSY NANAIRAKA NY ZANAN’IZY
HO TONG’ ETY, HANAMELOKA


TSY TOONGA HANAMELOKA ( 4 fois)


FA TSY TOONGA HANAMELOKA ( 6 fois

Partager jaona 3 :16

Commenter jaona 3 :16

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RENG'AHY