4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tonga ny fitia - Izaac

mafy fiavy ilay fitia

tonga ato amiko ka tsy afa mania

saindra nahita an'ilay olon-tiany

izy ka !

tsy nahatana fa tonga dia namboraka

aza sakanana aky ilay fitia

fa ianao no tiany matoa izy tonga aty

ka raha sanatria voaratra izy

mbola zaza ka maforaka

ianao no masoandro hifohazako

ianao no volana banjiniko

fitia voa mitsiry ihany anefa

fa aza ampitondrana fery

raiso akia ilay fitia

fa raha sanatria voasakana izy

ka mety haniry elatra

ka hiova fitia

olon-tia

                                 POOTY

Partager tonga ny fitia

Commenter tonga ny fitia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Izaac