4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ianao no nanavotra ahy - Ny Nanahary

Ianao no nanavotra ahy tamin’ny fahoriako

Ianao no nanafaka ahy tamin’ny fijaliako

Hatramin’izao fotoana, ny aiko rehetra: indro!

Tompo ô e! raiso re e! fa fanati-tsitrapo e!

Raiso, raiso, raiso ho Anao fa fanatitra



1. Hatrizay ela izay dia ny làlan-tsitrapo

    No mba nizoranay nefa nanao ahoana moa

    Indro! Tompo ô e! raiso re e! fa fanati-tsitrapo e!

    Raiso, raiso, raiso ho Anao fa fanatitra



2. Moa fahoriana hatrany ve no iainako ety

    Sa any ankoatra any misy hasambarana doria

    Indro! Tompo ô e! raiso re e! fa fanati-tsitrapo e!

    Raiso, raiso, raiso ho Anao fa fanatitra



            

          

Partager ianao no nanavotra ahy

Commenter ianao no nanavotra ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Nanahary

Suite