4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ianao no fidiko - Mahaleo

Ianao no fidiko re rahavana
Omeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k'aza lavina

               Atolotro anao e, ho anao irery
               Hataka ihany anefa fa tsy an-tery
               Aza atositosikao raha tsy anjara
               Adinoy fotsiny eny fa tantara

Ianao ....
 Atolotro anao ....   

Partager ianao no fidiko

Commenter ianao no fidiko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahaleo

Suite