4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ianao irery ihany - Razilina

Ianao no efa nekeko, ka sanatria raha mba hoseko

Ianao no notolorako fitia, ny miova hatao sanatria

Be ny pika, fa ny lisy ary mbola ho samirery

Be ny kanto nefa indrisy, ianao ihany no nahatery



Dia babo teo ny foko, nandefa nofy hafahafa

’Njay fa ny vetsoko nisoko, ianao ihany re no hafa.

Partager ianao irery ihany

Commenter ianao irery ihany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Razilina