4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ho mandrakizay - Art'HIRA

Ho mandrakizay

Na rivotra aza hifofofofo
vao maika hanomé hafanàna ato am-poko
na varatra aza hipoaka
tsy mahajery olon-kafa intsony aho
fa tia anao loatra
Na rivotra aza hifofofofo
vao maika hanomé hafanàna ato am-poko
na varatra aza hipoaka
tsy mahajery olon-kafa intsony aho
fa tia anao loatra

Tsy miova ny fitiavako anao
eny ho mandrakizay doria
aleoko mamoi-fo raha ianao tsy ho ahy
Tsy miova ny fitiavako anao
eny ho mandrakizay doria
aleoko mamoi-fo raha ianao tsy ho ahy

Na fonja aza tsy ahasakana ny fitiavako ano
ireo onjam-piainana aza tsy ahafafa anao ato am-poko
ilay antson'Andriamanitra angaha
ka tsy maintsy hifandao
fa raha mbola eto an-tany aloha tsy hisy hasoloko anao

Na fonja aza tsy ahasakana ny fitiavako ano
ireo onjam-piainana aza tsy ahafafa anao ato am-poko
ilay antson'Andriamanitra angaha
ka tsy maintsy hifandao
fa raha mbola eto an-tany aloha tsy hisy hasoloko anao

Tsy miova ny fitiavako anao
eny ho mandrakizay doria
aleoko mamoi-fo raha ianao tsy ho ahy
Tsy miova ny fitiavako anao
eny ho mandrakizay doria
aleoko mamoi-fo raha ianao tsy ho ahy

Tsy miova ny fitiavako anao
eny ho mandrakizay doria
aleoko mamoi-fo raha ianao tsy ho ahy
Tsy miova ny fitiavako anao
eny ho mandrakizay doria
aleoko mamoi-fo raha ianao tsy ho ahy

Eny ho mandrakizay
Ho mandrakizay eee!
Ho mandrakizay
.....ho mandarkizay!

Partager ho mandrakizay

Commenter ho mandrakizay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Art'HIRA