4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hasambarana - Anjamanitra

Raha ny hasambarako ry tiana dia eo anilanao
Eny hatrizay ka hatrizao
Feno dia feno anao ny tontoloko
Ny sarinao tsy very ao an-dohako...



Refrain:hasambarana tsy misy toy izany
ny eo anilanao ry lalao!!
hasambarabna tsy misy toy izany
ny fananako anao
malala a!ampy ahy ianao



Izaho raha lavitra anao dia vonton'alahelo
Fa ny anilanao koa tsy mba mety mankaleo
Na hisy hisakana tsy hanaiky
Matokia f'izaho handa hanohitra raha mbola ho tratran'ny aiko

Partager hasambarana

Commenter hasambarana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Anjamanitra