4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hafahafa - Martiora freedom

ref : hafafa oa le any e! no miaraka @nay
zay tavela aleo lo ho any o!o!o!
tsapanao oe normaly e !ia!

hafahafa oa le any e!
refa tsanga tsaina aleo hilam!
aza bilabilaka @revy izay makafoka !!
koboko enw fa cadro coboko eny fa cadro!!
aza bilabilaka @reny izay tsy ilaina
mada piralahina (fa ze tina no ajaina)X3
havanay ny mody
isan'andro misy miova !
hoento ampitsikina fa ny lalana mitondra enw anie tsy voatery oe (haharaka an'zan)X3

ref : hafahafa oa le any e!..........

mafinaritra le any e!e!e! X2
ndao enw fa ho entik any o!o!o!
haniditsidina otr'zan !
hafaliana tsy ombitratra e!e!e! manafana antiny any !!!!
hafaliana tsy omby tratra o!o!o! haniditsidina otr'zan mafinaritra le any e!e!e! X2
ndao enw fa ho entik any o!o!o!
haniditsidina otr'zan !
hafaliana tsy ombitratra e!e!e! manafana antiny any !!!!
hafaliana tsy omby tratra o!o!o! haniditsidina otr'zan

ankafizo ny filatsakin'ny mozika
enoi tsara lo ty zay enw vo mitatasika
manantona aty raha toka liana enw
reto izay tafaray ampifaly anao
a red cool
zay miheno avy de coll !!
na boto miantsinana io
na avy any anaty coll !!!
col ma lefarta tsy misy koz zan
resa politika fa tsy koz zan !!!
tonga soa eto @tambazotra martriorel a !!!
ny androany ihany ny androany fa ny ampitso suspens
ho ento aty raha hifaly
hanidina hisidina ambony @lay revy mlai

ref : hafahafa .............................

tsy iray pintso roa
fa marmaro mintsy hafahafa fona oa ny live efa vita !!!
raha tsy mivaro po na voaka enw nahita !
matsiro tsara ty @le tena tinao mintsy
reveo trotra fa mila fetsifetsy
sa mamo vetivety
faly mifetifety
ny havan'dray fa metyety ny hafanana ko anie to mety !!!!!!

mafinaritra le any e!e!e! X2
ndao enw fa ho entik any o!o!o!
haniditsidina otr'zan !
hafaliana tsy ombitratra e!e!e! manafana antiny any !!!!
hafaliana tsy omby tratra o!o!o! haniditsidina otr'zan

ref hafafa............

Partager hafahafa

Commenter hafahafa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Martiora freedom