4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Isaorako - Groupe sarobidy

Isaorako – Groupe sarobidy
Itanao ny otako,ifonako aminao ry Ray mpamindra fo
Ny adalana efa vitako,mba avelao ô ry Ray
Indro aho ry Ray ankehitriny,
tojo olana aho vao mahatsiaro miantso ny anaranao
ô ry Tompo ô ,hizotra hoaiza moa ,ny làlan’ity mapnomponao


réf : Isaorako,noho ny fitiavanao, asandratray ny anaranao
tsy misy ambony mohoatra noho ianao,
ka hirainay hira tsara hatrany
fitahiana isan’andro,atolotrao ho anay
asandratro avo ianao ry Ray
Misaotra foana foana e,ôôô
Isaoranay,asandratray ianao

Fantatrao ny hadisoako,nataoko teo imasonao ry Ray mpamindro fo
Tsy nijereko afa tsy ny amiko,tsy te ahalala izay fisianao

Nefa ianao ry Ray mbola niantso ahy hanao ny asanao
Ka indro re manatona aho izao

Réf:x2


Partager isaorako

Commenter isaorako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Groupe sarobidy