4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza manahy! - Groupe Apokalypsy

Tsy nosaininao akory, raha nihevitra tokoa

Tsy izay tianao re no atao,

F’iza moa ilay miseho,sy misintona anao

Tsy hanao ny sitraky ny Ray, mba lazao

      Aza miahy ny ho anareo amin’zao tontolo izao

      Rainareo izay any an-danitra no katsaho.

Tsy mba tsinjonao va,voron’izay mpankato

Tsy dia hisidina eny foana no ataony

Tsy mamafy na mijinja,tsy misaina ny ho ampitso

manantena hatrany hatrany ny anjara tsy mandao

      Aza.......



Diniho tsara ny eny an-tsaha,voninkazo tsara be

Tena mampite-hizaha izy ireny

Tsy toy izany koa ve , isika eo amin’ny Ray

Aza miahiahy foana izay ho fitafianareo

Partager aza manahy!

Commenter aza manahy!

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Groupe Apokalypsy