4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Gema - Mahaleo

Raha toa aho ka gema, sanatria tsy kilema
Fa hadalan'izay namboatra, matoa ny saokako mitroatra

Raha kilema izy io,tsy ho raharahiko anio
Fa hadalan'izay namboatra, ka dia misaotra dia misaotra

Raha toa aho ka gema,sanatria tsy kilema
Fa misy tsy ampy na mihoatra, ny nataon'ilay namboatra

Ireo zazavavy tsy mba misy nankafy,
Mitarehim-pamosavy ka tsy mahatehotia

Raha toa ny saokako mitroatra, aza atao mahakivy anao
Fa ny toeran-kafa tsara voatra, no ataovy an-tsainao ao

Partager gema

Commenter gema

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahaleo

Suite