4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Gasikara - Hanta

Izy ireo e!

zovy koa a!!

avy aiza no tany niavina

aiza ho aiza fa tena mahalina

ny fitafy ee! hafakely e!!

ny fandihy e! mahalina

avy aiza e! a!(2)



fa izahay e!

no malagasy ny madagasikara

Partager gasikara

Commenter gasikara

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hanta

Suite