4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Gadra - RHEG

Gadra aho, tena gadra aho

Miala ny aiko vao afaka any aho

Very aho, tena very aho

Tena latsaka any an-kady,

Nefa tokony hiarina

Gadra aho, tena gadra aho

Miala ny aiko vao afaka any aho

Very aho, tena very aho

Dia ny any ambony sisa no iankinana



Tsy nampoiziko mitsy ny nidirako tany

Fa endrikendrika tsy misy ohatr’izany

Refa tena ambany ianao tsy misy dikany

Fa voahitsaka @ tampon’ny ambony

Ref:



Dia nihodina aho, fa tsy anjarako

Ny hanohy ireny nofintsika roa

Niezaka aho ny hanadino

Fa tsy hahatsiaro ireo

Nefa mino aho

Fa mbola hitady ianao

Hanohy ny fiainana kasainao

Fa ny lalana iraisantsika

Dia ho tapitra hatreo!

Partager gadra

Commenter gadra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RHEG