4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misy tànana iray - FEOMIRAY

Misy tanàna iray, vonona handray miandry anao

Sao dia ho neninao ao aoriana ao, raha tsy raisinao



Avia modia, ry ondry nania

Ianao ,Ianao no antsoiny  izao



Na dia tsy mendrika, ity mpanomponao manantona

Fa indro re ry Ray, fa vonona handray ny Tànanao



Anio, anio indro manantona,

Raiso, raiso sao dia lavo indray




Partager misy tànana iray

Commenter misy tànana iray

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FEOMIRAY