4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsotra ny fiteninay - Fanilon'iboaka

Tsotra ny fiteninay raha miresaka aminao

ô zagnahary ray

Tsy misy miafina aminao raha ny momba anay ety

Ety an-tany ety



Réf:

Hamasino re ny fonay

Diovy koa ny sainay

Hahafahanay mandray

Ireo hafatra napetrakao ho anay

Partager tsotra ny fiteninay

Commenter tsotra ny fiteninay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fanilon'iboaka