4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fety malaza - Fanilon'iboaka

Fety malaza ty andro anio ity

K’hasakasatsika tsy hifaly sy handihy

Fa tonga ilay mahery manandaza tokoa

Dia ilay kristy nantenain’ny taloha

Tsy maintsy hitotorebika avokoa

Ny zavaboary manerana ny tany

Fa tonga ao ou ou

Tonga ao ou ou

Tonga aaaaao lay mpanjakan’ny jody



Didy vaovao no nentiny ety

Ka toavy fa tanteraka an’ireo ninia

Hararaoty ny fotoana ry vahoaka

Lefero ny ditra andeha hiaraka hitsaoka

Apanenoy mafy ny anjomara

Horenesin’ireo taranaka ao afara

Taomy ny vahoaka samy handray

Hifankatia samy halala ny ray

Partager fety malaza

Commenter fety malaza

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fanilon'iboaka