4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Taraiky - FAKR

Laha ano arô te nanamony

Ny fitiavanao vao namony,

Miala tsiny aho re, miala fondro aho hendre

Efa babon’olon-kafa , ny foko

Babony aby arô tsy amin’toko

Azafady arô cherie, tsy any koa arô ny aty, sy....



REF :

Raha inao no te handeha e!

Efa tofoka sy leo e!e!e!

izay tian-dry io, izay revin-dry

Fa misaotra betsaka t@’izay efa

Vitanao tamiko e!e!e!

Ndeha re mandeha ka tongava e!

Soava dia dia  tsarava a!a!a!

Mitsodrrano an-dry! veloma akia!

T@ hatrazay,  hatrazay,  hatrazay, mandrakizay e!



Mino angamba aho fa azonao ny tiako ambara a!

mba hialako @ hoe mamarara

Ekeko misy hadisoako ihany, nefa izaho tsy hitomany

Ka n’inonino ndreny raha zakainao

N’inona koa mety ho tsiny omanao ahy

tsy ahôko arô izany, ndre izaho tsy hanontany, hoe :

Mbola tezitra ve......



Raha ianao no te handeha e........



      FAKR

Partager taraiky

Commenter taraiky

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FAKR