4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fiverenanao - Spy-D

Tsy nampino ny zavatra niseho,

Raha ianao no heveriko efa leo ô,ô!

No nitohy ny tara-pazavana,

Vao maraina zany fo mila tsy ho tàna!

Ô,Ô,Ô!



Tsiky iray no nitara-masoandro,

Feo iray toa vetso sandra-trandro Ô!

No namafy iny diapeniko iny,

Nitamberina avokoa zao fahiny!

  Ref: no ny fiverenanao,

        zay efa nandrandraiko atrin’ny ela

        toa hadino izaho,

        f’ilay diapenina nambarako fa sisa tavela mbola tiko ianao,

       na mamy sy mangidy aza nilaozanao

       nefa izao tafaray izaho sy ianao!

Tsy aiko intsony no anombohako azy

Mampanahy maintona sy maty Ô,Ô

Taona roa no tsy nahitako anao

Nefa izao niverina ianao



Tsisy tsiny ireo vita taloha ô

Ankehitriny fitia efa nifoha

Ianao no tena harena

Ato am-po misora-bolamena



  REf: (x2)



No afatarana fa tia

fa ianao no ho aviko

mandrakizay ka ho doria!

d ho tianao ho andriko

raha ianao,fa ianao



REF:(x3)

Partager fiverenanao

Commenter fiverenanao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Spy-D