4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fanantenana - Eric Tahina

Raha misy andro mirana

Nino ny fisiany soa

Na ao ny fijaliana

Nifaliha ho ravo ny fo



Anjaranao no eto

Mitondra ireo teny soa

Ho avy hafa koa

Adidy hanao soa



Raha sendra andro tsara

Mazava mibaliaka

Tsarovy fa ao afara

Ny orana mandriaka

Ity orana mandriaka o! o!

Partager fanantenana

Commenter fanantenana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Eric Tahina

Suite