4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fa maninona - G&T

zao ané ti (x3)

toa nilatsaham-baratra aho
ra nolazainao fa ianao
dé manamikasana
sy maniry ny andao ahy

tsy fantatro anefa zay anton'izany
satri za ko tsy manivinany
sa tena fahorina b zany
miarak@ko, eto ambonin'ny tany zany

tsy misy fanazavana ny antony nandéhananao
fa novitainao atreo ny atsika a....
odinao tsitako zay atao satry ts nampoizik mits izany
ra nifona t@ao, nandoalika aho, nitomany aho ary nitalao

niezaka niova
nitazona anao t@fomba rehetra
tsy dé any anefa izany
fa to vomaika enao nilefa
tsoroko @ao fa tena mafy ané zao
zao eto @ny fo fa enao mandehana

ref: (2x) malala o! miangavy anao za aza ilozanao
ity fiainako ané tsisy dikany ra tsy eo anao
ataoko daolo zay zavatra tinao ataoko mafaly anao
afoko daolo ,na ny tenako , na ny fiainako; na ny foko mantolo


tena bado ny saina marary ny aina
rava daoly zay nokasaina
lasa enao to nandao
za rery sisa navelanao
tsisy bye bye
tsis veloma
teninao farany hoe mionona
tapitra atreo zay retraretra nankaleo zay fa


avelao any aorina any zay retraretra zay tsy tanty
avelao any aorina ana reo tebiteby sy tomany
fa lasa ianao
fa lasa nandao
navelanao irery izao


kobokobonao ihany lé bandy refa love @ao dé
ampjalinao ampidongizinao otraotr'zao ka
marary ny fony mitaraina ny sainy
fa mbola matsiaro anao fona matsiaro anao ry aina fa


ref :{.............

Partager fa maninona

Commenter fa maninona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe G&T