4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Etsy babeko - Thiera BRUNO

Etsy ho babeko ry Hanta kely f ’aza mitomany

NY hafalianao no kendreko eto an-tany.

Izay nananihany anao, tsy hoavelako.

Izay nikapoka anao, dia hotezerako.



Etsy ho fafako ny ranomasonao.

Ndao isika hiaraka ho any an-tsena hividy kilalao

Hilazako ireo olon-kafa mba tsy hibedy anao.

Fa dia veli-kifafa no asetriko azy ireo.



Etsy re.....


Partager etsy babeko

Commenter etsy babeko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Thiera BRUNO