4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Eto ry lala no toerana - Andrianary Ratianarivo



Eto ry lala no toerana

Tsy misy intsony ahiana

Ny fahavalon’ ny mpifankatia

Efa nilaozana



Ry voninkazo manitra

Omeo ny fofonao mamerovero

Ny fofonao mamerovero



Ireto fo iray

Tsy mba roa, tsy mba roa

Enjehin-dava re

Ka mba itsero, ka mba itsero

Partager eto ry lala no toerana

Commenter eto ry lala no toerana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Andrianary Ratianarivo