4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Eo anilanao jesoa no…. - Antsan'i Fenomanana





1- Eo anilanao Jesoa no tiako tokoa

Ny hiaraka ao andapano

No hahasambatra ahy noho izao





FIV:   Apetrako eo an-tananao Tompo ô

Ny fiainako hhatrany andanitra

Ary atokako ho Anao

Mandrapialako eto an-tany





2- Eo anilanao Jesoa no ahitako famindram-po

Koa raiso ny fifonako

Fa tena vokatry ny fo.





3- Eo anilanao Jesoa no hahasambatra ahy tokoa

Ka hanampitsaharana

Amin’ireo izay nisasarana aho

Partager eo anilanao jesoa no….

Commenter eo anilanao jesoa no….

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsan'i Fenomanana