4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Eny - Joy K

Eny iriko sady inoako

R’ilay sakaizako tsy foiko

Ny ho eo akaikinao

Na dia tsy ho izao de izao

Ref:

Te ho anao aho, ianao ilay nofisiko an’efitra mangina

Ka ny sarinao, tsy misaraka amiko fa sarin’olon-tiana

Ka te ho anao aho, ho anao, ho anao irery ihany

Fa tia anao aho, tena amin’ny fo fa tsy hanihany.





Tonony : Ny Eja

Feony : Joy k





www.joyk.net

Partager eny

Commenter eny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Joy K