4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Embona sy tsiahy - Bessa sy lola

Misy tsiahy
Entin'embona tsy tana
Tsy iniana
Kanefa injao
Tonga tsy nahy
Hanamaloka hazavana
Fa ilay tiana lasa nandao

Tanisainy sy lazainy anao avokoa
Ireo tantaranao
Tsiambaratelonao
Fohaziny eo ny taloha
Nankarary fo
Dia viravirainy ny ratranao

Fafao ny tomany
Jereo ny ampitsonao
Dia ataovy hoe izay lasa nandao
Hisolo indray fitia vaovao

Partager embona sy tsiahy

Commenter embona sy tsiahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bessa sy lola

Suite