4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Embona - Joy K

Embona sendra mba nandalo
No entiko mba hikalo
Tsirin'alahelo
Avy ao am-po
Ny omaly miverina avokoa

Refrain:
An-tsainao ve?
Isika milalao
Am-ponao ve?
Ilay fitiavako anao
Ireo tsiambaratelo maro
Mamy tokoa
Tsy haiko
Mafana ny taloha
An-tsainao ve?
Isika milalao
Am-ponao ve?
Ilay fitiavako anao
Ireo tsiambaratelo maro
Mamy tokoa
Tsy haiko mafana ny taloha

Embona sendra mba niserana
Ny ampahory anao
No aoka ferana
Tsirim-pitia voaahiry ao am-po
Tsy ho adino fa masaka ao an-doha

Refrain

Partager embona

Commenter embona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Joy K