4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ela ny ela - Ndondolah dy tahiry

Ela ny ela

Ela ny ela
No hilazako fa tsy zakako e!
izay rehetra ataonao ahy
aiza ve? tsy tahotra tsy henatra
fa tonga dia eo imasoko
ela ny ela
no hitantarako fa tsy tantiko
ireo fihetsika nataonao ahy
nefa moa
tena tia be aho
K'izany no hanararaotana ahy
raha ny fiarahantsika roa no tantaraina
dia feno hamamiana fa tsy
mba nampanahy
nifankatia isika
nifanao soa
fitiavana tsara loatra
nahoana moa


fiv :
efa impity moa 'zaho
no nilaza sady nivolana
ny ao anatiko ao, io fitiavana io
afa gniôva rô
efa olon-kafa tsy digninô
nisolo toerana
avelao ma'zaho
ambelao ede
'zaho tsy tsy anjaranô
ianao tsy anjarakô


ela ny ela
no niarahantsika
dia izany ve
dia hanaovanao hafa indray
satria ve?efa hitanô avokoa
ireo mombamomba ahy rehetra
raha ny fiarahantsika
hatramin'izay
dia gaga mihitsy anie aho
nahoana kay?
fantatro mihitsy ianao taloha
fitiavana tsara loatra
fa nahoana moa?


Ndondolah sy Tahiry

Partager ela ny ela

Commenter ela ny ela

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ndondolah dy tahiry