4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Efa voatondro - 'Zay

Ny fiainako mihitsy no tsy ho feno...
toa zari hangatsiaka,tsy mety ahenona hafanana
raha tsy ho ahy na hoe tsy ho eo anilako ianao
mandritra ny androm-piainako rehetra

Tsapako ho maizina daholo...
izay rehatra manodidina ahy
raha tsy ho ahy na hoe tsy ho eo anilako ianao
mandritra ny androm-piainako rehetra


Efa voatoàndro efa ela,fa ianao dia ho ahy
Izaho koa dia ho anjaranao
Fitiavana roa anjary ho iray
ary ho manrakizay

Ka ny fiainako dia ho fiainanao ihany
" OMEKO ANAO NY TONTOLOKO

Partager efa voatondro

Commenter efa voatondro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe 'Zay

Suite