4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Efa misy peratra - Suspens

Fony teo aloha, isika roa
Nifanao voady ho mandrakizay
Saingy indrisy anefa, ianao nandeha
Hamita ireo adidinao maro be
Izaho dia niandry anao foana, tena nandany fotoana
Kanefa niova ilay voady, Ianao natao mariazy
Ref:
Za mba tonga e, ho any aminazy
Izy miavonavona fa vita mariazy
Za mba tonga e, ho any aminy
Efa misy peratra ny tanany havia
Tiako ho fantatrao hoe mba rahoviana
Isika roa vao mba hiresaka mangina
Fa ianao irery no nalehako aty, nandaniko fananana be ery
Kanefa indrisy vita hatreo ireo voadiko rehetra
'lay nantenaiko fikasako
No nandiso ilay fanantenako

Partager efa misy peratra

Commenter efa misy peratra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Suspens