4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Efa lasanao - Abi, PitLéo & Mr Sayda


Efa fantatrao malala 'lay fitiavako anao
Omeko anao daholo zay rehetra tianao
Betsaka ny bandy, tsy atakaloko anao
Ny fananako revenao dia zaraiko aminao
Omeko anao dahoooooooly e
Na n'hita na n'tsy hitan'ny masonao
'Meko anao dahooooolo e (omeko anao daholo, omeko anao daholo)

Eny oa malala fa za mino anao
Nampiova ny toetrako ny fisianao
Raha takatro ny lanitra dia nomeko anao
Za tsy hampanantena anao ny zavatra tsy ananako
Fa omeko anao daholo ny entana ananako
Ny zanatsika roa ampitondraiko ilay anarako
Na dia mbola sipako ara antsoko enao oe vadiko

Efa fantatrao malala ilay fitiavako anao
Omeko anao daholo zay rehetra tianao
Betsaka ny bandy tsy atakaloko anao
Ny fananako revenao dia zaraiko aminao
Omeko anao dahoooolo e
Na ny hita na ny tsy hitan'ny masonao
Omeko anao dahoooolo e (omeko anao daholo, omeko anao daholo)


Fa betsaka ny sipa 'zay efa hitako tany e
F'enao hafa mintsy tamin'ireo ray fokontany e
Vao maso nifanojo dia efa tara tamin'ise aho
Enao 'rery no tiako hiantso anah oe ramose a
Sokafy ny fonao fa tonga mandondona aho
Mitady anao hikozy aho hoe avia manantona
Avia ampianariko
'Ndao hiara anao la vie
Hatrany an-tampon-dohanao ka hatrany am-paladia

Efa fantatrao malala 'lay fitiavako anao
Omeko anao daholo 'zay rehetra tianao
Betsaka ny bandy tsy atakaloko anao
Ny fananako revenao dia zaraiko aminao
Omeko anao dahooooly e
Na n'hita na n'tsy hitan'ny masonao
Omeko anao dahoooolo e (omeko anao daholo, omeko anao daholo)

Omeo anah daholo ara raha tena sitrakao
Hatramin'ny ao anatiny 'zay mbola tsy hitako ao
Efa fantatrao malala 'lay fitiavako anao
Omeko anao daholo izay rehetra tianao
Betsaka ny sipa tsy atakaloko anao
Ny fananako revenao dia zaraiko aminao

Efa fantatrao malala 'lay fitiavako anao
Omeko anao daholo 'zay rehetra tianao
Betsaka ny bandy tsy atakaloko anao
Ny fananako revenao dia zaraiko aminao
Omeko anao dahooooolo e
Na ny hita na ny tsy hitan'ny masonao
Omeko anao dahooolo e (omeko anao daholo, omeko anao daholo)

Partager efa lasanao

Commenter efa lasanao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Abi, PitLéo & Mr Sayda