4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mifona chérie - Dj Sissi

Tezitra mafy madama
Nandroaka allez allez
Teo ramose nihanahana
Aiza ny toeran-kaleha
Ny vamba anie tsy mahafaty
Samia samy mahatanty
Saina ny an'ny vehivavy
Sao voa vao mandadilady

Mifona mifona mifona
Mifona chérie
Milela-milela-milela
Milela-paladia

Ny bandy anie mikarama
Ka aleo mba hi-défouler
Hidola amin'ireo jôbakely
Ka ny vady dia réservée

Na atà ianareo mikarama
Ny vady ve sômasômana
Tsy menatra ny mpiara-monina
Avelao re ny hadalana

ref

Ho anareo vadikely
'Nareo no tena makorely
Mody tsy miteniteny
Manataka tsikelikely
Mahita ireo goaitra amin'ny boaty
Mihomehy izy no manaratsy
Avelao izy ireo tranquille
Ny hoavinareo no banjinina

ref

Partager mifona chérie

Commenter mifona chérie

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dj Sissi