4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ambaleo valizy - Dat'kotry

Ambaleo valizy !



Tiako o ! tiako loatra anao mamany e !

Tiako o



Niarahako taminao rango ela e !

'Zaho mila namana, ô mila havana e e ie

'Zaho nikarakara a ! nagnano 'zay mba vita a !

Beka antsika mba ho tafita e

Hay tagnaty lohagnao, tsisy raha mazava

Aleo mifampi-tsodrano, fa 'zaho tsy zaza



Tiako o ! tiako loatra anao mamany e !

Tiako o !



Fitiavana namenao 'zaho lalahy 'ty e ! tsy raha tegna izy

Vandivandy fitapitaka e ! ô mankalizy !

Taignaomby ambony alagnana

Ambonimbony tsy avy lavitra e !

Tsy agnaty Fô o ! Mitady loatra anao ô !

Tsy raha tena tia a ! fa misy raha kasaigny e !

Sitrany anao mibôgno ! Ambaleo valizy



K'aza roasigny iao rô !

Fantatro lalana mody aminay

Ambaler-ko ho azy io ô !



I e e ! Vandy izany ! vandy zany !

Efa zakaiko anao matetika madama manaraka zakan'olo io rô

Vavan'olo magnaratsy, vavan'olo mampiady,

vavan'olo raha mampisaraka a !



K'aza roasina rô ! k'aza roasina rô iao ô !

Ho aia n'ombako, ho aia ny hiafarako !



K'aza roasigny iao rô !

Fantatro lalana mody aminay

Ambaler-ko ho azy io ô !



N'avy anao e ! 'Zaho fa magnazava, anao karaha tsy mety !

Mbola maro vava sady mizingizy

Tsy haiko raha atao ! Nagnino anao moa zaho?

Anao koa tsy mandefitra, fa tiako ho valiako

Ahitagna tena izy !



Ambaleo valizy !



Ambaleo valizy !  (Anao fa ts'izy !)





Dat'Kotry & Dah'Mama

Partager ambaleo valizy

Commenter ambaleo valizy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dat'kotry