4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dera ho anao (afl - Antsan'ny Fahazavan'ny Lanitra)

                DERA HO ANAO



I/Raha nivalo taminao aho, ianao tsy mba nandà

  Fa namerina indray,ny fitiavanao

  Dia namindra fo ianao Jeso, nitia nanafaka ahy

  Tao anatin’ny aizin’ny fiainako hatrizay.



II/Na mpanota aza aho,ianao tsy mba nanary ahy

   Fa niantso ahy,nandray ho olom-baovao

   Na dia osa aza aho Jesoa,ianao nitsimbina ahy

   Ka nitantana ny dia sy nankahery ahy





Ref: Dera ho anao Jeso

     Zanaky ny Ray ianao

     Andry iankinanay ianao

     Mpamonjy izao tontolo izao



                                Njaka Serge RANDRIANARISOA

Partager dera ho anao (afl

Commenter dera ho anao (afl

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsan'ny Fahazavan'ny Lanitra)