4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dada - Lola

oh! dada o! raha teo mantsy ianao
Dia tsy otrizao mihitsy ny fiainako
Malahelo mafy aho raha vao mandre reo
namako miantso ny dadany
aiza kosa ny ahy
tsy eo intsony
mahatsiaro irery aho
misompatra ny fiainana

Tsy sitraponao ny andao ahy irery
hijaly toy izao manina anao
nefa atao ahoana fa izany no lahatra
nandaharan'ilay Nahary
tsy fidiny ho anao, ny nandao
fa raha ny tinao
anilanay, anilanay teo foana

Ref:
Dada o,malahelo ahy ianao,Nefa dia tsy afa-manoatra
Dada o, tsy mahafoy ahy ianao, tsy anao ny safiny
Dada o, ny sangisanginao, ato am-ponay foana
Dada o, tinay ianao

tsy fidiny ho anao, ny nandao
fa raha ny tinao
anilanay, anilanay teo foana

Ref:....

Partager dada

Commenter dada

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lola

Suite