4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lazao - Clim



Raha sendra ka lasana any ianareo

Lazao amin’i lala, fa izy tsy mankahala

Lazao amin’i dada ô; lazao amin’i neny ô

Fa izy hono manirery a !





Lazao amin’i Dona ô; lazao amin’i Tiana

Fa mafy ny fihafiana a !

Kanefa na izany aza, aza manahy foana

Fa tsy maintsy mbola hihaona





Lazao ny ao avaratra, andrefana sy ny atsimo

Fa izy tsy manadino a !

Ry zoky sy zandry ô; sy ’reo havana rehetra ô !

Veloma hono mampamangy a !





Raha sendra ka lasana any ianareo

Lazao amin’i sipa:

Fa izy hono handeha "civique"

Partager lazao

Commenter lazao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Clim