4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Cinderella - Arione Joy

"Cinderella"

(My cinderella)

Tsy aiko aloha ianao raha mbola tsy tamana e!(tsy tamana e!)
'Zaho aty de tena nihezaka nanao izay vita
Raha ny hampifaly anao dia hezaka efa ela (efa ela)
Efa mba niezaka ny ho tiavinao (ho tiavinao)
Fa tsy aiko hoe bika ve sa endrika no halanao
Ka miala tsiny 'zah miala tsiny zah)
'Zaho tsy manam bola sady tsy manan karena (manan karena)
Dia ny fahantrako ve no ataonao fahalemena (fahalemena)
Azafady aminao my girl e e!
Raozy vao mamelana ilay fitiavana anao
Dia ho ataoko zaridaina ianao raha sitrakao
Dia ny masoandro amam bolana ho namantsika
Dia mba izy ny hanafana

Raha ianao indray zao ny volana
Rehefa zaho no kintana
Tsika roa no miaraka
samy tsara vintana
Ka ho adinoina ny probleme (hadinoina ny problème)
Dia ianao indray zao ny volana
Rehefa zaho no kintana
Tsika roa no miaraka
samy tsara vintana
Ka ho adinoina ny probleme (hadinoina ny problème)

(Ouooo, Ouooooohhhhoohh.....)

Ekena fa ny vola ange no maha lehilahy
Fa ny fitiavana an'lah tsy maha lehilahy
Fa mampandraiky mampanavy
Ka mila love love love zah! (love love love zah!)
Tairo mba mandrosoa fa mivoha le varavarana e!
De mba raiso aloha le tanako ankavanana e!
Zay vola lany tsy ahoantsika fa de ndao andeha!
Ndao andeha! Ndao andeha
Tairo mba mandrosoa fa mivoha le varavarana e!
De mba raiso aloha le tanako ankavanana e!
Zay vola lany tsy ahoantsika fa de ndao andeha!
Ndao andeha! Ndao andeha

F' ianao indray zao ny volana
Rehefa zaho no kintana
Tsika roa no miaraka
samy tsara vintana
Ka ho adinoina ny probleme (hadinoina ny problème)
Dia ianao indray zao ny volana
Rehefa zaho no kintana
Tsika roa no miaraka
samy tsara vintana
Ka ho adinoina ny probleme (hadinoina ny problème)

(Eeeeehhhhhh....Oooohhhhh.....ooooohh oohhh...ay..... ay....)

Dia ianao indray zao ny volana
Rehefa zaho no kintana
Tsika roa no miaraka
samy tsara vintana
Ka ho adinoina ny probleme (hadinoina ny problème)

Partager cinderella

Commenter cinderella

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Arione Joy