4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izy irery ihany - BETTY

Izy irery ihany

No tokana eto an-tany

Manova manasoa,  ny fiainantsika roa.



Ka na hifofofofo, handrava sy hamely

Hitroatra hitorajofo, tsy hita velively

Na rivo-pahoriana, na enjika sy kisa

Tsy ahoantsika ireny, na misy lavitrisa



Satria ilay fifaliana, hitoetra hatrany hatrany

Ilay tokana eto an-tany, hatrany an-danitra any

Ilay tokana eto an-tany, Jesosy irery ihany



Betty 2006

Partager izy irery ihany

Commenter izy irery ihany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BETTY