4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ho anao - BETTY

Ho anao izay mandre ny teny soa

Mahafaly,  avy t@’I Jesoa

Mitory, sady manambara hoe:

Ho avy indray izao izy hamonjy anao



Fiverenana :

Fa efa nanomana fiainam-baovao

Izy mba ho ahy sy ho anao

Ary mifona sy mitalaho

Mba ho ahy sy ho anao.



Ka miomàna faingana ianao

Ovay re, ny toetra tsy mendrikao

Ka maneke ny sitrapon’I Ray

Ray be fiantra,  tena tia anao.

Partager ho anao

Commenter ho anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BETTY