4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hery tonga lafatra - BETTY

Hery tonga lafatra miaraka amin’ny ilay

Ray be fitiavana mpamonjy antsika ety

Hasambarana sy fiainana no omeny antsika

Rahatrizay,ary fiadanana mandrakizay doria



Fiverenana :

Ka miomàna faingana

Fa ho tampoka aminao

Ny fiavian’ilay Tsitoha

Izay ho avy hamarana

Izao tontolo izao

Ho levona avokoa (X3)



Betty.

Partager hery tonga lafatra

Commenter hery tonga lafatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BETTY