4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Handresy aho - BETTY

Handresy aho (X3)

Satria Jesoa miady ho ahy

Tsy hatahotra aho (X3)

Satria Jesoa mialoha ahy



E mino sy matoky aho

Tsy hangovitra aho

Satria Jesoa miazona ahy

Na mafy aza ny fitsapana

Tsy ho kivy aho satria Jesoa anatiko



Hifaly sy hiravo aho

Fa lehibe ny soa nataony tamiko

Ny dera sy laza atolotro

Ho anao Jesoa Mpamonjiko.



Fiverenana :

Izao tontolo izao anie Jesoa

Dia hafoiko noho ianao.

Ny androm-piainako rehetra

Dia hatolotro anao Jesoa.

Partager handresy aho

Commenter handresy aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BETTY