4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitiavan-dehibe - BETTY

Lazaiko anareo,  ho tafintohina ianareo,

Nohon’ny anarako,  ho tafintohina anareo

Lazaiko anao ry Petera; rehefa maneno akoho

Dia handao ahy in-telo ianao



Fitiavan-dehibe, natolotr’i Jesoa

Tao Kalvary, no vita sonia

Nihosin-drà fitafy, kapoka tena naharary

Mba hanavotany ahy sy ho anao.



Alahelo, hakiviana tena fahoriana

Nanjo ireo mpianatra tao Getsemane

Fa i Petera kosa, nilefa an’I Jesoa

Nodiany tsy fantatra ny tompony.



Fitiavan-dehibe, natolotr’i Jesoa

Tao Kalvary, no vita sonia

Nihosin-drà fitafy, kapoka tena naharary

Mba hanavotany ahy sy ho anao.

Partager fitiavan-dehibe

Commenter fitiavan-dehibe

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BETTY